NY FITIAVA-NAMANA

HEB 13.1-6

I. #Asehoy amin'ny fanasoavana ny hafa(2-3)

1. Mampiantranoa vahiny : Ireo Kristiana mandeha mitory na ireo enjehina noho ny Filazantsara. (Rom 12.13)

2. Mamangy ny mpifatotra, fa mamangy an'i Jesoa izay manao izany.

3. Miara-miharitra sy mampahery ireo ampahoriana. (I Kor 12.26).

II. #Asehoy amin'ny fanajana ny fanambadiana(4)

1. Kendreo ho tsara laza eo imason'ny olona ny fanambadiana.

2. Ao anaty fanambadiana no hiseho ny firaisan'ny mpivady.

3. Hahatsiaro ny fisian'ny fitsaran'Andriamanitra ny mpivady ka hanaja ny tokatranony.

III. #Asehoy amin'ny tsy fitiavam-bola (5)

1. Ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra.

2. Miteraka tsy fanajana ny hafa sy fametsifetsena ny fitiavam-bola.

3. Ny tsy fahatokiana anAndriamanitra dia miteraka fitiavam-bola diso tafahoatra.

4. Ny fifikirana aminny teny fampanantenanAndriamanitra no ahafahana aminizany fitiavam-bola izany.

Nirinan'i Jesoa.

Pasteur Randrianomenjanahary Narivelo Nirina,

FJKM AMBOHIMARINA FAHARETANA




Crée le jeudi 20 septembre 2018 à 02:10:13

Jereo ihany koa

  • Mpamaly vavaka Andriamanitra no sady mampiseho ny voninahiny

    Efa niezaka nanao izay vitako tamin\'ny herin\'ny tenako ihany aho saingy tsy mety vitako izany eh!, hoy ity olona anankiray. Ary[. . .]

    Fikambanana Fianarana

    » An-tsipirihany
  • La Terre n'est qu'un refuge

    Chaque minute, quelqu\'un quitte ce monde. L\'âge n\'a rien à voir avec cela. Nous sommes tous dans cette file san[. . .]

    Fikambanana Fianarana

    » An-tsipirihany
  • Ny Fanomanana ho Diakona

    Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan&rsquo[. . .]

    Rasorapiangonana

    » An-tsipirihany
  • Ny Diakona sy ny Loholona

    I. Ny atao hoe Diakona sy Loholona 1.1 Araka ny soratra Masina Ary ny roa ambin’ny folo lahy nampiangona ny mpianatra rehe[. . .]

    RAZAFINDRAMANITRA Nestor, Mpitandrina

    » An-tsipirihany