NY ADIDIN'NY MPITONDRA MATAHOTRA AN'I JEHOVAH

II TAN 19.4-11

I. #Mampiverina_ny_olona_ho_amin_i_Jehovah (and 4)

1. Nihemotra ara-pinoana ny olona tamin'ny andron'i Josafata.

2. Nitarika ny olona ho amin'ny fibebahana ny mpanjaka.

3. Ny hamerina ny olona hanompo an'Andriamanitry ny razany no nokendreny.

II. #Mananatra_ny_mpitsara_handala_fahamarinana (and 6-7)

1. Midika hoe "Mitsara Jehovah" ny anarana hoey Josafata.

2. Mila mihevi-tena ho solon'Andriamanitra mamoaka didim-pitsarana ny mpitsara, ka mila mitandrina.

3. Asaina mifady ny kolikoly sy ny fizarahan-tavan'olona ny mpitsara, satria tsy mba manao izany Andriamanitra.

III. #Mamporisika_sy_mitsodrano (and 11)

1. Hery manosika hiasa ny fampaherezana ny mpitondra sy raiamandreny.

2. Tsodrano sahaza ho an'izay hiasa ny fomban'Andriamanitra azy.


Nirinan'i Jesoa.

Pasteur Randrianomenjanahary Narivelo Nirina,

FJKM AMBOHIMARINA FAHARETANA




Crée le jeudi 20 septembre 2018 à 01:50:54

Jereo ihany koa

  • Fanomezana atolotr'Andriamanitra ho anao

    Hoy Andriamanitra Avo indrindra : \"Izaho no nanao ny tany sy nahary ny olona eo amboniny\" Fa samy efa nano[. . .]

    RANJALAHY Faramalala

    » An-tsipirihany
  • NY FITIAVA-NAMANA

    HEB 13.1-6 I. #Asehoy amin\'ny fanasoavana ny hafa 1. Mampiantranoa vahiny : Ireo Kristiana mandeha mitory na ireo enjehina n[. . .]

    Pasteur Randrianomenjanahary Narivelo Nirina

    » An-tsipirihany
  • ANTSO HO AN'NY MPINO HO AMIN'NY FIADANANA

    Faly miarahaba antsika rehetra amin\'ny Anaran\'ny Tompo Jesoa Kristy no niantso antsika rehetra mba ho amin\'ny fibebahana mandr[. . .]

    Fikambanana Fianarana

    » An-tsipirihany
  • Paikady mampandroso ny fiangonana amin'ny alalan'ny fandraisana andraikitra (IKor. 3:16-17)

    Samy manana ny famaritany sy izay heveriny ny fandrosoana ny rehetra; fa mety mba ho anisany fampandrosoana ihany ny famp[. . .]

    DELPHIN Pierrot, Mpitandrina

    » An-tsipirihany