Hataka

Ry Tompo Zanahary,

Ny ankohonanay

Tahio ka mba arovy,

Ho hita Miharihary

 

Fa... mialoka aminao... Tsy ho rambony izahay,

Ny lalana tsinjovy,

I Dada atanjaho, ry zoky sy ry zandry... ombay ny elatrao,

Mba hahefa soa ny adidy izay atao;

 

Ary indrindra indrindra Andriamanitra ô!

'Ty Fiangaviako ity,

Mba hiangaro kely

Ny mamanay satria:

 

Mbola hafa ihany, tena hafa I Mama,

Raha samy olombelona,

Tafio hery hatrany,

Tahio izy ho salama,

Ary... ho ela velona

... tahio ny mamanay...

Zo Nantenaina 24/05/08


20
Zo Nantenaina


Crée le samedi 24 mars 2018 à 05:48:49

Jereo ihany koa

  • Tranom-bitsika

    Raha endrika ivelany toa tsy maha-taitra F\'izay zava-raiketiny no tena tsy laitra. Tsy ilay efitrefitra mahavalalanina Fa ireo[. . .]

  • II PET 2. 17-22 an-tononkalo

    Zavatra tsy mba mampitsiriritra, Ny hahitana loharano efa tena ritra, Tsy antenaina hahafaka izay hetaheta, Mandiso fanantenana[. . .]

    Pasteur Randrianomenjanahary Narivelo Nirina

    » An-tsipirihany
  • 30 taona naha-mpitandrina 30 taona fanambadiana

    Tononkalo nosoratan\'i Jira natokana ho an-dRamatoa mpitandrina nohon\'ny faha-30 taona naha-mpitandrina azy ary koa faha-30 taona[. . .]

  • Mijoroa

    Hira Faneva faha-50 taona ny FJKM. Hira nosoratan\'Andriamatoa RAMAROLAHY Mahazosoa Nirina.

    Fikambanana Fianarana

    » An-tsipirihany